Eofrata: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Tigr-euph.png|vignette|305x305px|Sarintany maneho ny reniranononin' i [[Tigrisy]] sy i Eofrata]]
I '''Eofrata''' dia renirano ao [[Azia]] izay manana halavana mirefy 27802 780 km. Izy sy ny renirano [[Tigrisy]] (na Tigra) no enti-mamaritra ilay faritra atao hoe [[Mesôpôtamia]] na Mezôpôtamia.
 
Io renirano io dia mahazo rano avy amin' ny rotsak' orana sy ny fitsonihan' ny ranomandry ka miovaova ny habetsahan' ny rano ao aminy satria ny antsasaky ny rano ao aminy dia mivarina ao hatramin' ny volana Marsa ka hatramin' ny volana Mey ary ny habetsahany dia milatsaka any amin' ny 300 m3m<sup>3</sup>/s raha 830 m3m<sup>3</sup>/s ny salan' izany (eo amin' ny fidirany ao [[Siria]]). Amin' ny fotoana mahabe azy dia mahatratra 5200 m3m<sup>3</sup>/s izy ka miteraka tondrandrano izany indraindray. Miovaova ny habetsahan' ny rano raha ampitahaina amin' ny taona tsirairay. Tany amin' ny 15 km3km<sup>3</sup> amin' ny fotoan' ny haintany tamin' ny taona 1958-1962 fa 58km358 km<sup>3</sup> kosa izany tamin' ny taona 1969.
[[Sary:The Euphrates River-Iraq.jpg|vignette|268x268px|I Eofrata ao Iràka]]
Mihena koa ny habetsahan' ny rano rehefa mamakivaky ireo faritra maina i Eofrata noho ny fieton' ny rano, indrindra noho ireo farihy voatr' olombelona sy ny fitrofana ny rano hanodrahana tanimboly. Noho izany, raha 28km328km<sup>3</sup> ny habetsahan' ny rano miditra ao [[Siria]] dia latsaka 26 km3km<sup>3</sup> izany rehefa any amin' ny sisintany [[Iràka|irakiana]], na dia misy aza ny renirano madinika hafa mivarina ao (izay manome 1,75 km3km<sup>3</sup>) ary tsy misy afa-tsy 14 km3km<sup>3</sup> izany rehefa tonga ao Nassiriya ao atsimon' i Iràka.
 
I Eofrata dia loharanon-disadisa eo amin' i Iràka sy i Siria ary i [[Torkia]], satria i Torkia dia manamboatra tohodrano betsaka loatra ka mampihena ny habetsahan' ny rano mankany amin' ireo firenena hafa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Tigrisy]]