Aller au contenu

Bokin' ny Mpitsara: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 10 nataom-pikambana 2)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Figures Samson meurt en faisant mourir ses ennemis.jpg|vignette|''Maty teo am-pamonoana ny fahavalony i Samsona'', Tsy fantatra ny namorona azy, 1728 |369x369px]]Ny '''Bokin'ny Mpitsara''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] sady ao amin'ny boky masin'ny Jiosy, dia ny [[Tanakh]]. Mitantara ny zavatra malaza nataon'ireo [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] voatendrin'Andriamanitra hitondra sy hanafaka ny [[Zanak'i Israely]] tao amin'ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanana]] taorian'ny nahafatesan'i [[Josoa]] io boky io. Asehony ihany koa ny fiaimpiainan'ireo [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] ireo sy ny fangejan'ny firenena hafa ny Zanak'i Israely noho ny fialany an'Andriamanitra sy ny fiverenany aminy indray ka mahatonga azy ireo hahazo fanafahana. Isan'ireo atao hoe [[Nevi'im|bokin'ny mpaminany]] ny Bokin'ny Mpitsara ao amin'ny [[Tanakh]], fa voasokajy ho [[Boky ara-tantara (Baiboly)|bokim-pitantarana]] na boky ara-tantara kosa izy ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana.
[[Sary:Figures Samson meurt en faisant mourir ses ennemis.jpg|vignette|''Maty teo am-pamonoana ny fahavalony i Samsona'', Tsy fantatra ny namorona azy, 1728 |369x369px]]Ny '''Bokin'ny Mpitsara''' dia boky ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] ao amin' ny [[Baiboly]] sady ao amin' ny boky masin' ny Jiosy, dia ny [[Tanakh]]. Mitantara ny zavatra malaza nataon' ireo [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] voatendrin' Andriamanitra hitondra sy hanafaka ny [[Zanak' i Israely]] tao amin' ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] taorian' ny nahafatesan' i [[Jôsoa]] io boky io. Asehony ihany koa ny fiaimpiainan' ireo [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] ireo sy ny fangejan' ny firenena hafa ny Zanak' i Israely noho ny fialany an' Andriamanitra sy ny fiverenany aminy indray ka mahatonga azy ireo hahazo fanafahana. Isan' ireo atao hoe [[Nevi'im|bokin' ny mpaminany]] (''Nevi'im'') ny Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny [[Tanakh]], fa voasokajy ho [[Boky ara-tantara (Baiboly)|bokim-pitantarana]] na boky ara-tantara kosa izy ao amin' ny [[Baiboly]] kristiana.


== Ny anaran'ny boky ==
== Ny anaran' ny boky ==
Atao hoe ''ספר שופטים'' / ''Shefer Shoftim'', izay midika hoe "bokin'ny mpitsara", ny anaran'io boky io ao amin'ny [[Tanakh]]. Ny hoe ''shofet'' (milaza tokana) sy ''shoftim'' (milaza maro) no teny nadika hoe "mpitsara" izay. Atao hoe ''Κριτές βιβλίο'' / ''Kritês'' ''Biblio'' ("bokin'ny mpitsara") izy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Liber Iudicum'' ("bokin'ny mpitsara") kosa amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]].
Atao hoe ''ספר שופטים'' / ''Sefer Shoftim'', izay midika hoe "bokin' ny mpitsara", ny anaran' io boky io ao amin' ny [[Tanakh]]. Ny hoe ''shofet'' (milaza tokana) sy ''shoftim'' (milaza maro) no teny nadika hoe "mpitsara" izay. Atao hoe ''Κριτές βιβλίο'' / ''Kritês'' ''Biblio'' ("bokin' ny mpitsara") izy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Liber Iudicum'' ("bokin' ny mpitsara") kosa amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]].


== Ny momba ny fanoratana ny boky ==
== Ny momba ny fanoratana ny boky ==


=== Ny mpanoratra ===
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina [[jiosy]] dia i [[Samoela]] no nanoratra ny Bokin'ny Mpitsara. Ny mpandinika ny Baiboly sasany amin'izao kosa dia milaza fa olona samihafa no nanoratra sady lahatsoratra samihafa no natambatambatra sy narindra.
Araka ny [[lovantsofina]] [[jiosy]] dia i [[Samoela]] no nanoratra ny Bokin' ny Mpitsara. Ny mpandinika ny Baiboly sasany amin' izao kosa dia milaza fa olona samihafa no nanoratra sady lahatsoratra samihafa no natambatambatra sy narindra.


=== Ny fotoana nanoratana ===
=== Ny fotoana nanoratana ===
Araka ny fikarohan'ny mpandinika ny Baiboly sasany dia tsy voasoratra tamin'ny fotoana mitohy iray ny Bokin'ny Mpitsara fa tamin'ny fotoana samihafa sady tsy manaraka ny fisehon'ny soratra ao amin'ny boky izany fotoana izany. Ohatra amin'izany ny ''[[Hiran'i Debora]]'' (Mpits. 5) izay heveriny fa nosoratana taloha elabe, ny lahatsoratry ny toko faha-17 - 21 izay lohahevitra mety natovana taorian'ny [[fahababoana tany Babilona]] (taona 538 tal. J.K.), ny tapany tena votoatin'ny boky (Mpits. 2.6 - 16.31) izay nataon'ireo [[Deoteronomista (tahirin-kevitra)|mpanoratra deoteronomista]] teo anelanelan'ny taonjato faha-7 sy faha-6 tal. J.K.
Araka ny fikarohan' ny mpandinika ny Baiboly sasany dia tsy voasoratra tamin' ny fotoana mitohy iray ny Bokin' ny Mpitsara fa tamin' ny fotoana samihafa sady tsy manaraka ny fisehon' ny soratra ao amin' ny boky izany fotoana izany. Ohatra amin' izany ny ''[[Hiran' i Debôrà|Hiran' i Debôra]]'' (Mpits. 5) izay heveriny fa nosoratana taloha elabe, ny lahatsoratry ny toko faha-17 - 21 izay lohahevitra mety natovana taorian' ny [[fahababoana tany Babilôna]] (taona 538 tal. J.K.), ny tapany tena votoatin' ny boky (Mpits. 2.6 - 16.31) izay nataon' ireo [[Tahirin-kevitra deoterônômista|mpanoratra deoterônpomista]] teo anelanelan' ny taonjato faha-7 sy faha-6 tal. J.K.


=== Ny fotoana nisehoan'ireo zavatra nosoratana ===
=== Ny fotoana nisehoan' ireo zavatra nosoratana ===
Ireo zava-niseho voatantara ao amin'ny Bokin'ny Mpitsara dia heverin'ny maro fa nitranga teo anelanelan'ny taonjato faha-13 hatramin'ny taonjato faha-11 tal. J.K., izany hoe nanomboka tamin'ny nidiran'ny Zanak'i Isiraely tao [[Kanaana (faritra)|Kanana]] ka hatramin'ny nananganana voalohany fitondram-panjaka, tamin'ny andron'i [[Samoela]].
Ireo zava-niseho voatantara ao amin' ny Bokin' ny Mpitsara dia heverin' ny maro fa nitranga teo anelanelan' ny taonjato faha-13 hatramin' ny taonjato faha-11 tal. J.K., izany hoe nanomboka tamin' ny nidiran' ny Zanak' i Isiraely tao [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka hatramin' ny nananganana voalohany fitondram-panjaka, tamin' ny andron' i [[Samoela]].

{{Testamenta Taloha}}


== Ny fizarana ny boky ==
== Ny fizarana ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Mpitsara:
Azo zaraina telo ny Bokin' ny Mpitsara:


=== Ny fanorenam-ponenan'ny Israelita tao Kanana (1.1 - 2.10) ===
=== Ny fanorenam-ponenan' ny Israelita tao Kanaana (1.1 - 2.10) ===
Ity fizaràna ity dia mamintina ny tantaran'ny fahazoan'ny Zanak'i Israely ny tany Kanana. Tohin'ny tantara ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] izany.
Ity fizaràna ity dia mamintina ny tantaran' ny fahazoan' ny Zanak' i Israely ny tany Kanaana. Tohin' ny tantara ao amin' ny [[Bokin' i Jôsoa]] izany.


=== Ny nifidianan'Andriamanitra ireo mpitsara (2.11 - 16.31) ===
=== Ny nifidianan' Andriamanitra ireo mpitsara (2.11 - 16.31) ===
Ny mpitsara dia olona nomen'Andriamanitra fahefana ka tsy hoe hitsara fotsiny fa indrindraindrindra hitondra ara-politika na ara-tafika ihany koa mba hanafaka ny firenena israelita amin'ny fangejan'ireo firenena miady aminy. Ireto avy ireo mpitsara voalaza ao amin'ny boky: i [[Otniela]] (Mpits. 3.8-11), i [[Ehoda]] (Mpits. 3.12-30), i [[Samgara]] (Mpits. 3.31), i [[Debora|Debôra]] (Mpits. 4-5), i [[Gideona|Gideôna]] (Mpits. 6-8), i [[Abimeleka]] (Mpits. 9), i [[Tola]] (Mpits. 10:1-2.), i [[Jaira]] (Mpits. 10.3-5), i [[Jefta]] (Mpits. 10.7-12-7), i [[Ibzana]] (Mpits. 12.8-10), i [[Elona|Elôna]] (Mpits. 12.11-12), i [[Abdona|Abdôna]] (Mpits. 12.13-15) ary i [[Samsona|Samsôna]] (Mpits. 13-16).
Ny mpitsara dia olona nomen' Andriamanitra fahefana ka tsy hoe hitsara fotsiny fa indrindraindrindra hitondra ara-pôlitika na ara-tafika ihany koa mba hanafaka ny firenena israelita amin' ny fangejan' ireo firenena miady aminy. Ireto avy ireo mpitsara voalaza ao amin' ny boky: i [[Ôtniela]] (Mpits. 3.8-11), i [[Ehoda]] (Mpits. 3.12-30), i [[Samgara]] (Mpits. 3.31), i [[Debôrà]] (Mpits. 4-5), i [[Gideôna]] (Mpits. 6-8), i [[Abimeleka]] (Mpits. 9), i [[Tôlà]] (Mpits. 10:1-2.), i [[Jaira]] (Mpits. 10.3-5), i [[Jefta]] (Mpits. 10.7-12-7), i [[Ibzana]] (Mpits. 12.8-10), i [[Elôna]] (Mpits. 12.11-12), i [[Abdôna]] (Mpits. 12.13-15) ary i [[Samsôna]] (Mpits. 13-16).


=== Ny fikorontanan'ny samy Zanak'i Israely (17 - 21) ===
=== Ny fikorontanan' ny samy Zanak' i Israely (17 - 21) ===
Ity fizaràna ity dia mitantara ny nifindran'ny [[fokon'i Dana]] tany Laisha sy ny ady nifanaovan'ny Zanak'i Israely sy ny [[fokon'i Benjamina]].
Ity fizaràna ity dia mitantara ny nifindran' ny [[fokon' i Dana]] tany Laisha sy ny ady nifanaovan' ny Zanak' i Israely sy ny [[fokon' i Benjamina]].


== Ireo mpitsara roa ambin'ny folo ==
== Ireo mpitsara roa ambin' ny folo ==
Misy sokajy roa ireo mpitsara, dia ny mpitsara lehibe, izay miisa enina, sy ny mpitsara madinika izay miisa enina torak'izany koa. Izany fanasokajiana izany dia tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly.
Misy sokajy roa ireo mpitsara, dia ny mpitsara lehibe, izay miisa enina, sy ny mpitsara madinika izay miisa enina torak'izany koa. Izany fanasokajiana izany dia tsy voasoratra ao amin' ny Baiboly.


=== I Otniela na Hôtniela ===
=== I Ôtniela na Hôtniela ===
I [[Otniela]] (Mpits. 3.8-11) dia isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe. ''Otniel Ben Knaz'' no anarany feno amin'ny teny hebreo, izay azo gasina hoe ''Otniela zanak'i Kenaza''.
I [[Ôtniela]] (Mpits. 3.8-11) dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe. ''Otniel Ben Knaz'' no anarany feno amin' ny teny hebreo, izay azo gasina hoe Ô''tniela zanak' i Kenaza''.


I Kaleba, tao atsimo, izay avy amin'ny [[Fokon'i Jodà|fokon'i Joda]], dia nandresy an'i Hebrona teo akaikin'i Beni-Anaka. I Otniela, zanak'i Kenaza rahalahiny, no naka ny tananàna Kiriata-Sefera. Izy koa dia niady amin'ny [[Edoma|Edômita]].
I Kaleba, tao atsimo, izay avy amin' ny [[fokon' i Jodà]], dia nandresy an' Hebrôna teo akaikin' i Beni-Anaka. I Ôtniela, zanak' i Kenaza rahalahiny, no naka ny tananàna Kiriata-Sefera. Izy koa dia niady amin' ny [[Edôma|Edômita]].


I Kosama-Riseataima, mpanjaka avy any amin'ny faritr'i Eofrata, dia niditra tao amin'ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanana]], mba hanafika sy haka koa an'i Egipta. Resin'i [[Farao]] anefa izy ka nanao taridositra nitondra ny tafika sady nandroba ny firenena izay nolalovany. Nahangona tafika i Otniela ka afaka nanenjika sy nandroaka azy.
I Kôsama-Riseataima, mpanjaka avy any amin' ny faritr' i [[Eofrata]], dia niditra tao amin' ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]], mba hanafika sy haka koa an' i Egipta. Resin' i [[Farao|Faraôna]] anefa izy ka nanao tari-dositra nitondra ny tafika sady nandroba ny firenena izay nolalovany. Nahangona tafika i Ôtniela ka afaka nanenjika sy nandroaka azy.


=== I Ehoda ===
=== I Ehoda ===
I [[Ehoda]] dia isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 3.12-30). ''Ehud ben Gera'' ny anarany feno amin'ny teny hebreo, izay azo gasina amin'ny hoe ''Ehoda zanak'i Gera''.
I [[Ehoda]] dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 3.12-30). ''Ehud ben Gera'' ny anarany feno amin' ny teny hebreo, izay azo gasina amin' ny hoe ''Ehoda zanak' i Gerà''.


Zanak'i Goià mpitari-tafika ao amin'ny [[fokon'i Benjamina]] izy, nefa resy ka nanompo ny Moabita. Nanararaotra ny fotoana nanaterany ny anjara fanompoany izy hamonoany an'i Eglona mpanjakan'i Moaba. Maty tamin'izany ny mpanjaka ka sahy nikomy tamin'ny Moabita sy nanohitra azy ireo ny Benjaminita teny ampitan'ny [[ony Jordana]].
Zanak' i Goià mpitari-tafika ao amin' ny [[fokon' i Benjamina]] izy, nefa resy ka nanompo ny [[Môaba (fanjakana)|Môabita]]. Nanararaotra ny fotoana nanaterany ny anjara fanompoany izy hamonoany an' i Eglôna mpanjakan' Môaba. Maty tamin' izany ny mpanjaka ka sahy nikomy tamin' ny Môabita sy nanohitra azy ireo ny Benjaminita teny ampitan' ny [[Jordana (ony)|ony Jordana]].


=== I Debora na Debôrà ===
=== I Debôrà ===
I [[Debora]] na Debôrà dia mpaminanivavy nitsara ny [[Zanak'i Israely]] sady anisan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4 - 5). I Baraka avy any Kadesy any [[Fokon'i Naftaly|Naftaly]] dia nikambana tamin'io mpaminanivavy io, izay avy any amin'ny tendrombohitr'i [[Fokon'i Efraima|Efraima]], raha nahita ny fandrahonana nataon'i Sisera avy any Haroseta ha-Goima. I Sisera dia mety ho mpitari-tafik'ireo mponina avy any an-dranomasina. Nandresy ny tafik'i Sisera izy ireo teo akaikin'ny ony Kisona, noho ny firotsahan'ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran'ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin'ny ranon'i [[Megido]].
I [[Debôrà]] dia mpaminanivavy nitsara ny [[Zanak' i Israely]] sady anisan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4 - 5). I Baraka avy any Kadesy any [[Fokon'i Naftaly|Naftaly]] dia nikambana tamin' io mpaminanivavy io, izay avy any amin' ny tendrombohitr' i [[Fokon'i Efraima|Efraima]], raha nahita ny fandrahonana nataon' i Sisera avy any Harôseta ha-Gôima. I Sisera dia mety ho mpitari-tafik' ireo mponina avy any an-dranomasina. Nandresy ny tafik' i Sisera izy ireo teo akaikin' ny ony Kisôna, noho ny firotsahan' ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran' ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin' ny ranon' i [[Megidô]].


=== I Gideona na Gidehôna ===
=== I Gideôna na Gidehôna ===
I [[Gideona]] dia isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 6 - 8). ''Giḏʻôn'' no fanononana io anarana io amin'ny teny hebreo. Atao hoe ''Yĕrubba`al'' koa izy. Ity anarana ity dia soratana hoe ''Jerobaala''.
I [[Gideôna]] dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 6 - 8). ''Giḏʻôn'' no fanononana io anarana io amin' ny teny hebreo. Atao hoe ''Yĕrubba`al'' koa izy. Ity anarana ity dia soratana hoe ''Jerôbaala''.


Gideona avy any Ofra, zanak'i Soara, no mpitarika ny [[fokon'i Manase]], ary nitarika ny ady tamin'ny Midianita, mpandroba avy any atsimo sy atsinanana, nampiasa [[rameva]]. Voatosiny izy ireo nandritra ny ady voalohany tany ivelan'ny tanin'i Isiraely, tao Eina-Haroda. I Orebita sy i Zeba, mpitarika ny tafiny, dia novonoin'ny [[Fokon'i Efraima|Efraimita]] izay nanakana ny fiampitana an'i [[Jordana (ony)|Jordana]]. Taorian'ny fanafihana nataon'ny Midianita teo akaikin'ny Tendrombohitr'i Tabora dia nanenjika azy ireo i Gideona tany atsinanan'ny reniranon'i Jordana ary namono ny mpitarika azy dia i Zebaha sy i Salmona. Nandritra ity ady faharoa ity no nandresen'i Gideona ny mpanohitra an'i Penoela sy i Sokota tao amin'ny lohasahan'i Jordana. Taorian'ireo fahombiazana ara-tafika ireo dia nisy ireo namporisika azy ho mpanjaka nefa nandà izany izy.
I Gideôna avy any Ôfra, zanak' i Sôara, no mpitarika ny [[fokon' i Manase]], ary nitarika ny ady tamin' ny Midianita, mpandroba avy any atsimo sy atsinanana, nampiasa [[rameva]]. Voatosiny izy ireo nandritra ny ady voalohany tany ivelan' ny tanin' i Isiraely, tao Eina-Harôda. I Ôrebita sy i Zeba, mpitarika ny tafiny, dia novonoin' ny [[Fokon'i Efraima|Efraimita]] izay nanakana ny fiampitana an' i [[Jordana (ony)|Jordana]]. Taorian' ny fanafihana nataon' ny Midianita teo akaikin' ny Tendrombohitr' i Tabôra dia nanenjika azy ireo i Gideôna tany atsinanan' ny reniranon' i Jordana ary namono ny mpitarika azy dia i Zebaha sy i Salmôna. Nandritra ity ady faharoa ity no nandresen' i Gideôna ny mpanohitra an' i Penoela sy i Sokota tao amin' ny lohasahan' i Jordana. Taorian' ireo fahombiazana ara-tafika ireo dia nisy ireo namporisika azy ho mpanjaka nefa nandà izany izy.


=== I Jefta na Jiftà ===
=== I Jefta na Jiftà ===
I [[Jefta]] dia isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 10.7 - 12.7). Amin'ny hebreo dia tononina hoe ''Yip̄tāḥ'' io anarana io''.''
I [[Jefta]] dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 10.7 - 12.7). Amin' ny hebreo dia tononina hoe ''Yip̄tāḥ'' io anarana io''.''


Notendren'ireo mpitondra an'i Gileada i Jefta mba hitarika ny ady tamin'ny Amonita izay nandrahona azy ireo. Nandresy izy ka izany dia niteraka fialonana teo amin'ny [[fokon'i Efraima]], Nanafika azy ny Efraimita nefa tsy nahomby ka nahatonga an'i Gileada ho afaka nizaka tena ary angamba tsy niankina tamin'ny [[Fokon'i Manase|firenen'i Manase]] raha tsy taorian'ny fandresen'i Gideona ny Midianita.
Notendren' ireo mpitondra an' i Gileada i Jefta mba hitarika ny ady tamin' ny [[Amôna (fanjakana)|Amônita]] izay nandrahona azy ireo. Nandresy izy ka izany dia niteraka fialonana teo amin' ny [[fokon' i Efraima]]. Nanafika azy ny Efraimita nefa tsy nahomby ka nahatonga an' i Gileada ho afaka nizaka tena ary angamba tsy niankina tamin' ny [[Fokon' i Manase|firenen' i Manase]] raha tsy taorian' ny fandresen' i Gideôna ny Midianita.


=== I Samsôna ===
=== I Samsôna ===
I [[Samsona|Samsôna]] dia isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 13-16). ''Shimshôn'' no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo.
I [[Samsôna]] dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 13-16). ''Shimshôn'' no fanononana ilay anarana amin' ny teny hebreo.


I Samsona izay avy amin'ny [[Fokon'i Dana|firenen'i Dana]], dia niady tamin'ny Filistina. Namono Filistina arivo tamin'ny valanoranom-boriky izy. Namadika azy anefa i [[Dalila]] tamin'ny nanetezany ireo volony izay itoeran'ny heriny sady nanolotra azy tamin'ny fahavalony izay nitondra azy ho gadraina. Rehefa niverina aminy ny indray ny heriny, dia narodany ny tempolin'i Dagona, andriamanitry ny Filistina, ka maty niaraka taminy ireo Filistina nanatrika an'izany.
I Samsôna izay avy amin' ny [[Fokon' i Dana|firenen' i Dana]], dia niady tamin' ny [[Filistina (ao amin' ny Baiboly)|Filistina]]. Namono Filistina arivo tamin' ny valanoranom-boriky izy. Namadika azy anefa i [[Dalila]] tamin' ny nanetezany ireo volony izay itoeran' ny heriny sady nanolotra azy tamin' ny fahavalony izay nitondra azy ho gadraina. Rehefa niverina aminy ny indray ny heriny, dia narodany ny tempolin' [[Dagôna]], andriamanitry ny Filistina, ka maty niaraka taminy ireo Filistina nanatrika an' izany.


=== Ireo mpitsara madinika ===
=== Ireo mpitsara madinika ===
I '''Samgara''' na '''Samigary'''
I '''Samgara''' na '''Samigary'''


I [[Samgara]] na Samigary dia mpitsara nandimby an'i Ehoda sady nodimbiasin'i [[Debora]] (Mpits. 3.31). ''Shamgar'' no fiantsoana azy amin'ny teny hebreo.
I [[Samgara]] na Samigary dia mpitsara nandimby an' i [[Ehoda]] sady nodimbiasin' i [[Debora]] (Mpits. 3.31). ''Shamgar'' no fiantsoana azy amin' ny teny hebreo.


Tamin'ny nahafatesan'i Ehoda dia nanao izay tsy sitrak'Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|Zanak'i Isiraely]] ary voageja teo ambany ziogan'ny Filistinina. I Samgara zanak'i Anata, tamin'ny fotoana naha mpitsara azy, dia nahafaty Filistina eninjato tamin'ny fanindroman'omby sady nanafaka ny Zanak'i Isiraely. I Debora no nandimby azy hitsara ny Isiraely.
Tamin' ny nahafatesan' i Ehoda dia nanao izay tsy sitrak' Andriamanitra ny [[Zanak' i Israely]] ary voageja teo ambany ziogan' ny Filistina. I Samgara zanak' i Anata, tamin' ny fotoana naha mpitsara azy, dia nahafaty Filistina eninjato tamin' ny fanindroman' omby sady nanafaka ny Zanak' i Israely. I [[Debôrà]] no nandimby azy hitsara ny Isiraely.


I '''Abimeleka'''
I '''Abimeleka'''


I [[Abimeleka]], zanakalahin'i Gideona, dia nanambara tena ho mpanjaka tany Sekema. Nikomy ny vahoaka ka nampandoroin'i Abimeleka ny tanàna nandritra ny ady nisy ra mandriaka. Maty voan'ny tora-bato izy tamin'ny ady izay nataony hanandevozany tanàna iray hafa (Mpits. 9).
I [[Abimeleka]], zanakalahin' i Gideôna, dia nanambara tena ho mpanjaka tany Sekema. Nikomy ny vahoaka ka nampandoroin' i Abimeleka ny tanàna nandritra ny ady nisy ra mandriaka. Maty voan' ny tora-bato izy tamin' ny ady izay nataony hanandevozany tanàna iray hafa (Mpits. 9).


I '''Tola'''
I '''Tôla'''


''Tôlāʻ n''o fanononana fiantsoana an'i [[Tola]] amin'ny teny hebreo. Nitondra ny [[Zanak'i Israely]] nandritra ny 23 taona i Tolà (Mpits. 10:1-2.).
''Tôlāʻ n''o fanononana fiantsoana an' i [[Tôla]] amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 23 taona i Tôlà (Mpits. 10:1-2.).


I '''Jaira'''
I '''Jaira'''


''Yā’îr'' no fanononana an'i [[Jaira]] amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 22 taona i Jaira (Mpits. 10.3-5).
''Yā’îr'' no fanononana an' i [[Jaira]] amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 22 taona i Jaira (Mpits. 10.3-5).


I '''Ibzana''' na '''Ibtsàna'''
I '''Ibzana''' na '''Ibtsàna'''


''Iḇṣān n''o fiantsoana an'i [[Ibzana]] na Ibtsàna amin'ny teny hebreo. Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] izy dia atao hoe ''Ἀβαισσάνn'' / ''Abaissanê'' fa amin'ny teny latina kosa ''Abesan''. I Betlehema any Galilia no fiaviany (Jos. 19.10-15). Nandimby an'i Jefta izy ka nitsara nandritra ny fito taona (Mpits. 12.18-10).
''Iḇṣān n''o fiantsoana an' i [[Ibzana]] na Ibtsàna amin' ny teny hebreo. Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] izy dia atao hoe ''Ἀβαισσάνn'' / ''Abaissanê'' fa amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] kosa ''Abesan''. I [[Betlehema]] any Galilia no fiaviany (Jôs. 19.10-15). Nandimby an' i Jefta izy ka nitsara nandritra ny fito taona (Mpits. 12.18-10).


I '''Elôna'''
I '''Elôna'''


I [[Elona|Elôna]] dia mpitsara nandimby an'i Ibzana. ''Elon'' no fanononana azy amin'ny teny hebreo. Ny teny grika dia manao azy hoe ''Αἰλώμ'' / ''Ailôm'' fa ny teny latina kosa manoratra azy hoe ''Ahialon''. Nitondra ny [[Zanak'i Israely]] nandritra ny folo taona izy (Mpits. 12.11-12).
I [[Elôna]] dia mpitsara nandimby an' i Ibzana. ''Elon'' no fanononana azy amin' ny teny hebreo. Ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia manao azy hoe ''Αἰλώμ'' / ''Ailôm'' fa ny [[Fiteny latina|teny latina]] kosa manoratra azy hoe ''Ahialon''. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny folo taona izy (Mpits. 12.11-12).


I '''Abdôna''' na '''Habdôna'''
I '''Abdôna''' na '''Habdôna'''


''‘Aḇdōn n''o fanononana an'i [[Abdona|Abdôna]] amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely tanatin'ny valo taona izy (Mpits. 12.13-15).
''‘Aḇdōn n''o fanononana an' i [[Abdôna]] amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely tanatin' ny valo taona izy (Mpits. 12.13-15).

== Jereo koa ==
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|Mpitsara ao amin' ny Baiboly]]
*[[Fokon' i Israely]]

'''Boky ara-tantara protokanonika:'''

* [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe)

* [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin'ny mpitsara]]
* [[Bokin'i Rota]]
* [[Boky voalohan'i Samoela]]
* [[Boky faharoan'i Samoela]]
* [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan'ny Tantara]]
* [[Boky faharoan'ny Tantara]]
* [[Bokin'i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin'i Nehemia]]

'''Boky ara-tantara deoterokanonika:'''


* [[Bokin'i Tobia]]
== Jereo koa: ==
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly]]
* [[Bokin'i Jodita]]
*[[Fokon'i Israely]]
* [[Boky voalohan'ny Makabeo]]
* [[Boky faharoan'ny Makabeo|Boky faharian'ny Makabeo]]


[[sokajy:Bokin'ny Testamenta Taloha]]
[[sokajy:Bokin'ny Testamenta Taloha]]

Endrika tamin'ity 19 Desambra 2021 à 04:22 ity

Maty teo am-pamonoana ny fahavalony i Samsona, Tsy fantatra ny namorona azy, 1728

Ny Bokin'ny Mpitsara dia boky ao amin' ny Testamenta Taloha ao amin' ny Baiboly sady ao amin' ny boky masin' ny Jiosy, dia ny Tanakh. Mitantara ny zavatra malaza nataon' ireo mpitsara voatendrin' Andriamanitra hitondra sy hanafaka ny Zanak' i Israely tao amin' ny tany Kanaana taorian' ny nahafatesan' i Jôsoa io boky io. Asehony ihany koa ny fiaimpiainan' ireo mpitsara ireo sy ny fangejan' ny firenena hafa ny Zanak' i Israely noho ny fialany an' Andriamanitra sy ny fiverenany aminy indray ka mahatonga azy ireo hahazo fanafahana. Isan' ireo atao hoe bokin' ny mpaminany (Nevi'im) ny Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Tanakh, fa voasokajy ho bokim-pitantarana na boky ara-tantara kosa izy ao amin' ny Baiboly kristiana.

Ny anaran' ny boky

[hanova | hanova ny fango]

Atao hoe ספר שופטים / Sefer Shoftim, izay midika hoe "bokin' ny mpitsara", ny anaran' io boky io ao amin' ny Tanakh. Ny hoe shofet (milaza tokana) sy shoftim (milaza maro) no teny nadika hoe "mpitsara" izay. Atao hoe Κριτές βιβλίο / Kritês Biblio ("bokin' ny mpitsara") izy amin' ny teny grika fa Liber Iudicum ("bokin' ny mpitsara") kosa amin' ny teny latina.

Ny momba ny fanoratana ny boky

[hanova | hanova ny fango]

Ny mpanoratra

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny lovantsofina jiosy dia i Samoela no nanoratra ny Bokin' ny Mpitsara. Ny mpandinika ny Baiboly sasany amin' izao kosa dia milaza fa olona samihafa no nanoratra sady lahatsoratra samihafa no natambatambatra sy narindra.

Ny fotoana nanoratana

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny fikarohan' ny mpandinika ny Baiboly sasany dia tsy voasoratra tamin' ny fotoana mitohy iray ny Bokin' ny Mpitsara fa tamin' ny fotoana samihafa sady tsy manaraka ny fisehon' ny soratra ao amin' ny boky izany fotoana izany. Ohatra amin' izany ny Hiran' i Debôra (Mpits. 5) izay heveriny fa nosoratana taloha elabe, ny lahatsoratry ny toko faha-17 - 21 izay lohahevitra mety natovana taorian' ny fahababoana tany Babilôna (taona 538 tal. J.K.), ny tapany tena votoatin' ny boky (Mpits. 2.6 - 16.31) izay nataon' ireo mpanoratra deoterônpomista teo anelanelan' ny taonjato faha-7 sy faha-6 tal. J.K.

Ny fotoana nisehoan' ireo zavatra nosoratana

[hanova | hanova ny fango]

Ireo zava-niseho voatantara ao amin' ny Bokin' ny Mpitsara dia heverin' ny maro fa nitranga teo anelanelan' ny taonjato faha-13 hatramin' ny taonjato faha-11 tal. J.K., izany hoe nanomboka tamin' ny nidiran' ny Zanak' i Isiraely tao Kanaana ka hatramin' ny nananganana voalohany fitondram-panjaka, tamin' ny andron' i Samoela.

Ny fizarana ny boky

[hanova | hanova ny fango]

Azo zaraina telo ny Bokin' ny Mpitsara:

Ny fanorenam-ponenan' ny Israelita tao Kanaana (1.1 - 2.10)

[hanova | hanova ny fango]

Ity fizaràna ity dia mamintina ny tantaran' ny fahazoan' ny Zanak' i Israely ny tany Kanaana. Tohin' ny tantara ao amin' ny Bokin' i Jôsoa izany.

Ny nifidianan' Andriamanitra ireo mpitsara (2.11 - 16.31)

[hanova | hanova ny fango]

Ny mpitsara dia olona nomen' Andriamanitra fahefana ka tsy hoe hitsara fotsiny fa indrindraindrindra hitondra ara-pôlitika na ara-tafika ihany koa mba hanafaka ny firenena israelita amin' ny fangejan' ireo firenena miady aminy. Ireto avy ireo mpitsara voalaza ao amin' ny boky: i Ôtniela (Mpits. 3.8-11), i Ehoda (Mpits. 3.12-30), i Samgara (Mpits. 3.31), i Debôrà (Mpits. 4-5), i Gideôna (Mpits. 6-8), i Abimeleka (Mpits. 9), i Tôlà (Mpits. 10:1-2.), i Jaira (Mpits. 10.3-5), i Jefta (Mpits. 10.7-12-7), i Ibzana (Mpits. 12.8-10), i Elôna (Mpits. 12.11-12), i Abdôna (Mpits. 12.13-15) ary i Samsôna (Mpits. 13-16).

Ny fikorontanan' ny samy Zanak' i Israely (17 - 21)

[hanova | hanova ny fango]

Ity fizaràna ity dia mitantara ny nifindran' ny fokon' i Dana tany Laisha sy ny ady nifanaovan' ny Zanak' i Israely sy ny fokon' i Benjamina.

Ireo mpitsara roa ambin' ny folo

[hanova | hanova ny fango]

Misy sokajy roa ireo mpitsara, dia ny mpitsara lehibe, izay miisa enina, sy ny mpitsara madinika izay miisa enina torak'izany koa. Izany fanasokajiana izany dia tsy voasoratra ao amin' ny Baiboly.

I Ôtniela na Hôtniela

[hanova | hanova ny fango]

I Ôtniela (Mpits. 3.8-11) dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe. Otniel Ben Knaz no anarany feno amin' ny teny hebreo, izay azo gasina hoe Ôtniela zanak' i Kenaza.

I Kaleba, tao atsimo, izay avy amin' ny fokon' i Jodà, dia nandresy an' i Hebrôna teo akaikin' i Beni-Anaka. I Ôtniela, zanak' i Kenaza rahalahiny, no naka ny tananàna Kiriata-Sefera. Izy koa dia niady amin' ny Edômita.

I Kôsama-Riseataima, mpanjaka avy any amin' ny faritr' i Eofrata, dia niditra tao amin' ny tany Kanaana, mba hanafika sy haka koa an' i Egipta. Resin' i Faraôna anefa izy ka nanao tari-dositra nitondra ny tafika sady nandroba ny firenena izay nolalovany. Nahangona tafika i Ôtniela ka afaka nanenjika sy nandroaka azy.

I Ehoda dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 3.12-30). Ehud ben Gera ny anarany feno amin' ny teny hebreo, izay azo gasina amin' ny hoe Ehoda zanak' i Gerà.

Zanak' i Goià mpitari-tafika ao amin' ny fokon' i Benjamina izy, nefa resy ka nanompo ny Môabita. Nanararaotra ny fotoana nanaterany ny anjara fanompoany izy hamonoany an' i Eglôna mpanjakan' i Môaba. Maty tamin' izany ny mpanjaka ka sahy nikomy tamin' ny Môabita sy nanohitra azy ireo ny Benjaminita teny ampitan' ny ony Jordana.

I Debôrà

[hanova | hanova ny fango]

I Debôrà dia mpaminanivavy nitsara ny Zanak' i Israely sady anisan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4 - 5). I Baraka avy any Kadesy any Naftaly dia nikambana tamin' io mpaminanivavy io, izay avy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima, raha nahita ny fandrahonana nataon' i Sisera avy any Harôseta ha-Gôima. I Sisera dia mety ho mpitari-tafik' ireo mponina avy any an-dranomasina. Nandresy ny tafik' i Sisera izy ireo teo akaikin' ny ony Kisôna, noho ny firotsahan' ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran' ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin' ny ranon' i Megidô.

I Gideôna na Gidehôna

[hanova | hanova ny fango]

I Gideôna dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 6 - 8). Giḏʻôn no fanononana io anarana io amin' ny teny hebreo. Atao hoe Yĕrubba`al koa izy. Ity anarana ity dia soratana hoe Jerôbaala.

I Gideôna avy any Ôfra, zanak' i Sôara, no mpitarika ny fokon' i Manase, ary nitarika ny ady tamin' ny Midianita, mpandroba avy any atsimo sy atsinanana, nampiasa rameva. Voatosiny izy ireo nandritra ny ady voalohany tany ivelan' ny tanin' i Isiraely, tao Eina-Harôda. I Ôrebita sy i Zeba, mpitarika ny tafiny, dia novonoin' ny Efraimita izay nanakana ny fiampitana an' i Jordana. Taorian' ny fanafihana nataon' ny Midianita teo akaikin' ny Tendrombohitr' i Tabôra dia nanenjika azy ireo i Gideôna tany atsinanan' ny reniranon' i Jordana ary namono ny mpitarika azy dia i Zebaha sy i Salmôna. Nandritra ity ady faharoa ity no nandresen' i Gideôna ny mpanohitra an' i Penoela sy i Sokota tao amin' ny lohasahan' i Jordana. Taorian' ireo fahombiazana ara-tafika ireo dia nisy ireo namporisika azy ho mpanjaka nefa nandà izany izy.

I Jefta na Jiftà

[hanova | hanova ny fango]

I Jefta dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 10.7 - 12.7). Amin' ny hebreo dia tononina hoe Yip̄tāḥ io anarana io.

Notendren' ireo mpitondra an' i Gileada i Jefta mba hitarika ny ady tamin' ny Amônita izay nandrahona azy ireo. Nandresy izy ka izany dia niteraka fialonana teo amin' ny fokon' i Efraima. Nanafika azy ny Efraimita nefa tsy nahomby ka nahatonga an' i Gileada ho afaka nizaka tena ary angamba tsy niankina tamin' ny firenen' i Manase raha tsy taorian' ny fandresen' i Gideôna ny Midianita.

I Samsôna

[hanova | hanova ny fango]

I Samsôna dia isan' ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 13-16). Shimshôn no fanononana ilay anarana amin' ny teny hebreo.

I Samsôna izay avy amin' ny firenen' i Dana, dia niady tamin' ny Filistina. Namono Filistina arivo tamin' ny valanoranom-boriky izy. Namadika azy anefa i Dalila tamin' ny nanetezany ireo volony izay itoeran' ny heriny sady nanolotra azy tamin' ny fahavalony izay nitondra azy ho gadraina. Rehefa niverina aminy ny indray ny heriny, dia narodany ny tempolin' i Dagôna, andriamanitry ny Filistina, ka maty niaraka taminy ireo Filistina nanatrika an' izany.

Ireo mpitsara madinika

[hanova | hanova ny fango]

I Samgara na Samigary

I Samgara na Samigary dia mpitsara nandimby an' i Ehoda sady nodimbiasin' i Debora (Mpits. 3.31). Shamgar no fiantsoana azy amin' ny teny hebreo.

Tamin' ny nahafatesan' i Ehoda dia nanao izay tsy sitrak' Andriamanitra ny Zanak' i Israely ary voageja teo ambany ziogan' ny Filistina. I Samgara zanak' i Anata, tamin' ny fotoana naha mpitsara azy, dia nahafaty Filistina eninjato tamin' ny fanindroman' omby sady nanafaka ny Zanak' i Israely. I Debôrà no nandimby azy hitsara ny Isiraely.

I Abimeleka

I Abimeleka, zanakalahin' i Gideôna, dia nanambara tena ho mpanjaka tany Sekema. Nikomy ny vahoaka ka nampandoroin' i Abimeleka ny tanàna nandritra ny ady nisy ra mandriaka. Maty voan' ny tora-bato izy tamin' ny ady izay nataony hanandevozany tanàna iray hafa (Mpits. 9).

I Tôla

Tôlāʻ no fanononana fiantsoana an' i Tôla amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 23 taona i Tôlà (Mpits. 10:1-2.).

I Jaira

Yā’îr no fanononana an' i Jaira amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny 22 taona i Jaira (Mpits. 10.3-5).

I Ibzana na Ibtsàna

Iḇṣān no fiantsoana an' i Ibzana na Ibtsàna amin' ny teny hebreo. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Ἀβαισσάνn / Abaissanê fa amin' ny teny latina kosa Abesan. I Betlehema any Galilia no fiaviany (Jôs. 19.10-15). Nandimby an' i Jefta izy ka nitsara nandritra ny fito taona (Mpits. 12.18-10).

I Elôna

I Elôna dia mpitsara nandimby an' i Ibzana. Elon no fanononana azy amin' ny teny hebreo. Ny teny grika dia manao azy hoe Αἰλώμ / Ailôm fa ny teny latina kosa manoratra azy hoe Ahialon. Nitondra ny Zanak' i Israely nandritra ny folo taona izy (Mpits. 12.11-12).

I Abdôna na Habdôna

‘Aḇdōn no fanononana an' i Abdôna amin' ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak' i Israely tanatin' ny valo taona izy (Mpits. 12.13-15).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Boky ara-tantara protokanonika:

Boky ara-tantara deoterokanonika: