Aller au contenu

Vondrom-piteny any Andamàna

Avy amin'i Wikipedia
Toerana misy ny ireo nosy Andamàna

Ny fiteny any Andamàna dia vondrom-piteny ao amin'ny nosy Andamàna ao atsimo atsinanan'i India, atsinanan'i Srilanka, andrefan'i Birmania, nampidirin'ny mpahay teny ao amin'ny fianakaviam-piteny iray tenenin'ny tompon-tany andamaney. Misy vondrona roa ao amin'izany fianakaviam-piteny izany, dia ny fiteny andamaney lehibe sy ny fiteny andamaney avaratra (atao hoe fiteny onge-jaraoa, mba tsy hisian'ny fampifangaroana azy amin'ny sampan'ny fiteny andamaney lehibe any avaratra).

Andamaney Lehibe

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Vahoaka