Aller au contenu

Manāt

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 8 Oktobra 2020 à 08:58 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
I Al-Lat sy i Manat ary i Al-Uzza

I Manāt (arabo: مناة) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan' ny Arabo tao Maka. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-‘Uzzá (arabo: العزى) sy i Al-Lāt (arabo: اللات). I Manāt no andriamanitry ny vintana, izay nanana sarivongana tao akaikin'i al-Mushallal any Qudayd, eo anelanelan'i Medina sy i Maka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]