Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Ny 10 (folo) dia isa an'ny N {\displaystyle \mathbb {N} } , Z {\displaystyle \mathbb {Z} } , D {\displaystyle \mathbb {D} } , Q {\displaystyle \mathbb {Q} } , ary R {\displaystyle \mathbb {R} } .
eo arinan'ny 9 dia ao aloha ny 11.
Ilaina dia ilaina ny isa 10 anatin'ny fiainana andavan-andro, folo izao ohatra ny isa ny ratsantanan'ny olom-belona tsotra. Ary tsy kisendrasendra io.