Mahitsizoro
Apparence
Ny mahitsizoro dia efadafy manana zoro mahitsy (90°) efatra sy lafy efatra mifanatrika sy mitovy halava tsiroaroa (lavany (L) roa sy sakany (l) roa) amin' ny ankapobeny. Mahitsizoro miavaka ny efamira izay manana lafy efatra mitovy tanteraka.
Raikipohy
[hanova | hanova ny fango]- Manodidina ny mahitsizoro: P = (L+l)*2
- Velaran' ny mahitsizoro: A = L*l
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Jeômetria
- Biloka (jeômetria) - Bola (jeômetria) - Efamira - Efadafy - Faribolana - Hitsy - Ivo (jeômetria) - Kantsana - Kapila (jeômetria) - Lafy (jeômetria) - Lemaka (jeômetria) - Mahitsizoro - Marolafy (jeômetria) - Miraefadafy - Savaivo - Tana (jeômetria) - Teboka (jeômetria) - Telolafy - Tsipika - Varingarina - Velarana - Zoro.