Sid Meier's Civilization II
Apparence
Civilization II | ||
Mpanonta | MicroProse (Windows) Activision (PlayStation)Mac Play (Macintosh) | |
---|---|---|
Mpamolavola (dév) | MicroProse | |
Mpaninjara | {{{distributeur}}} | |
Mpamorona | Brian Reynolds, Douglas Caspian-Kaufman, Jeff Briggs | |
Niandohan'ny tetikasa | {{{début du projet}}} | |
Daty nivoahana | 29 février 1996 | |
Lisansy | {{{licence}}} | |
Tao (version) | {{{version}}} | |
Karazana | Stratégie au tour par tour | |
Fomba filalao |
Un joueur Multijoueurs (depuis la version Multiplayer Gold Edition) |
|
Plate-forme | Windows, PlayStation, Mac OS | |
Média | CD-ROM | |
Tenim-pirenena | {{{langue}}} | |
Contrôle | Clavier, souris | |
Évaluation | {{{évaluation}}} | |
Moteur | {{{moteur de jeu}}} |
Sid Meier's Civilization II, mety voatono koa Civ II na Civ 2, dia kilalao nà stratejia nataon'i MicroProse, ary natao ho an'ny ordinatera. I Brian Reynolds ny mpamorona azy. Faha nanao azy koa i Douglas Caspian-Kaufman sy i Jeff Briggs.
Naha dia fanarahan'ny Sid Meier Civilization ary io, tsy nihiditra tao anatin'ny fivelarany i Sid Meier sy Bruce Shelley.
Ilay versiona voalohany nivoaka tamin'ny 29 Febroary 1996, fa taminy teny anglisy ihany izy sy hoan'ny PC misy Windows ihany. Voadika taminy teny Frantsay ilay kilalao taminy taona 1997.
Taminy taona 2002, Nisy remise à niveau ny Civilization II nataon'i Atari ; io remise à niveau io mikasika ny Windows ankehitriny : Windows XP, Windows Me...
Sivilizasiona
[hanova | hanova ny fango]Couleur | Sivilizationa (Lehilahy, Vehivavy) | ||
---|---|---|---|
Fotsy | Romana (Cesar, Livia) | Rosy (Lenin, Catherine) | Keltika (Cunobelin, Boadica) |
Maintso | Babilonianina (Hammurabi, Ishtar) | Zolo (Shaka, Shakala) | Japoney (Tokugawa, Amaterasu) |
Manga | Alemaina (Frederika, Marie-Thérèse) | Frantsay (Louis XIV, Jeanne d'Arc) | Viking (Knut, Gunhild) |
Mavo | Ejipsianina (Ramsès, Kleopatra) | Azteka (Moctezuma, Nazca) | Espaniola (Rodrigo Diaz de Bivar, Isabelle) |
Manga mazava | Amerikanina (Abe Lincoln, E. Roosevelt) | Chinois (Mao Tsé Tung, Wu Zhao) | Persa (Xerxès, Sheherazade) |
Voangy | Grecs (Alexandre, Hippolyte) | Anglisy (Henri VIII, Elisabeth I) | Pionika (Hannibal, Dido) |
Voloparasy | Indianina (Mohandas Gandhi, Indira Gandhi) | Mongolianina (Gengis Khan, Bortei) | Sioux (Sitting Bull, Sacajawea) |
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- ((en)) Tranonkala ofisialy ny Firaxis
- ((fr)) Civilization III Archived Desambra 1, 2008 at the Wayback Machine
- ((en)) Un clone public de Civilization
- Tranonkala na fan
- ((en)) Civfanatics
- ((en)) Apolyton Civilization
- ((en)) Convertir sa version de base en FWE ou MGE gratuitement Archived Oktobra 31, 2008 at the Wayback Machine
|