Aller au contenu

Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblikan'i Mponina ny Sina ((mg))
([[|Antsipirihany]]) ([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
Teny ofisialy Sinoa (Mandarina)
Renivohitra Beijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindra Shanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949)
Hu Jintao
Wen Jiabao
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bola yuan Renminbi (CNY)
Faritr'ora UTC +8
Hiram-pirenena La Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

Ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina doa firenena any Azia atsinanana. Ny isam-poniny dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5 ny isam-ponina eto an-tany, izy ny firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy « hipoaka » ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan'ny zaza anatin'ny tokantrano iray ho an'ny Sinoa Han. Amin'ny velarantaniny misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia atsinanana ny Sina, ary izy ny firenena ngeza indrindra ara-kangeza ao aorian'ny Rosia, sy ny Kanada.

Voaantso tamin'ny 1 Oktobra 1949 ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, nanaraka ny fandresen'ny antoko komonista sinoa tamin'ny Guomindang. Kanefa, ny Sina dia sivilizasiôna antitra indrindra mbola misy eto an-tany amin'izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sosialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin'ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).

Tantara

Tamin'ny 1949, nanapitran'ny fahakahan'ny hasina ambon'ny Sina an-Kontinenta ny Komonista (miaraka amin'ny nosy ny Hainan). Tapitra teo ny andron'ny ady sivily sy ny fizaràna politika. tamin'ny 1 Oktobra, Nampilaza ny fiforonan'ny Repoblika ny Mponina ny Sina i Mao Zedong teo amin'ny toherana Tien'anmen, any Beijing. Lasa tany Taiwan ny olonan'ny Guonmindang.

Ilay hasina vaovao tia anometraka toherana ny filaminana ekônomika sy sosialy vaovao, mifantoka amin'ny ohatra sovietika sy atao ho an'ny zava-misy sinoa.

Jeografia

Faritan'ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina amin'ny. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin'i Taiwan. Tononin'ny Taiwaney hoe Repoblikan'i Sina ; miteny hoe sinoa ny taiwaney fa manao fahaleovantena ara-politika (tsy manaiky ny communisme ny sinoa mipetraka any Taiwan). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin'ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary miteny ihany ny fitondran'ny Taiwan hoe firenena ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Tsy miaiky ny Fikambanana internasiolany hoe firenena manana fahaleovantena ny Taiwan (ohatra ny UN). Miteny ny RES hoe faritaniny ny nosin'i Taiwan. Nanao fehezankevitra ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina mba hitsonika amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina ny Repoblikan'i Sina [1], fa tsy neken'ny fitondranan'i Repoblikan'i Sina io fehezankevitra io hatramin'izao.

Tontolo iainana sy ny fiovan'ny toetr'andro

Demôgrafia

Ny politika ny Zanaka tokana

Tsifitoviana aran'isan'ny vavy sy ny isa'ny lehilahy

Ny firenena 56

Han

Ny foko 55

« Ekonomia Sosialista »

Politika

Censure

Fahasalamana

Filaminana administrativa

Fianarana

Kolontsaina

Kôdy

Rohy ivelany

  1. Hevitr'i Deng Xiao Ping